|
|
|
|

Entry1  resy tsy miady
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  resy, tsy, miady
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ireo kivy ambony ihany na tsy mbola nanao na inona na inona aza ka dia miala sy mihataka na mijanona mihitsy aza

Updated on 2025/07/29